Fitia resy an-dalana (ARM'EN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandeha ny taona, lasa ny andro sy ny volana
ay ianao efa laony, te handrava izay nihombonana
ts tspanao akory ve ny fitiavana natolotro anao
ny fonao natory re ka de niala sisa no azoko atao


mbola ho tsapanao eo ihany ki ny haratsin'io safidy zay nataonao io
tena nitia anao aho tadidio
tsy hoe manozona aho fa mba dinio
de mbola ho tsapanao hoe ilay fitiavana nomeko anao ts manam-paharoa
za ne baby tena tia tokoa ts anozona aho fa maita ny soa


za koa efa ts any tsony ny foko maay mitony
aleo ianao any za koa ts itomany fa miandr atrany ny anjarako avy any ambony
za ko efa ts any tsony ny foko maay mitony
ny tsara rsy lany fa misy any ho any anjarako omeny avy any ambony


niseho doholo ny haraitsiana retra tany aminao
reo toky fitaka nampiesonanao ahy atramizao
fa to fitia ambava marivo loatra fa tsy lalimpaka
to maty vetivety
Fitia, malemy, resy an-dalana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ARM'EN
Vangy : 1341
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Armen
Daty : 10/01/2017 10:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715