ianao irery (ARM'EN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nisinda avoko ny aizina lasa koa ny orana de nangina koa ny kotroka
nisava ny tontoloko
de lay teninao nanaiky ny fitianako no nahatonga izao
tinoa aho de tiko hoy ianao mifamaly zany ny antsika roa


la ionona ny foko fa ef a manana anao fitiavako ra resaka fitia dia ianao rery no fantatro
Ianao irery, Ianao irery


ka mba avolao ny foko hitoetra eo anilanao
mba hiaro ny fonao mba ho ahy irery, mba ho ahy irery
tsy hojanona amizao ra mbola misy azo atao hiarovako ny fonao ho ahy irery, ho ahy irery


ohatran'ny pi-maso nandalo de niserana avokoa reo ratrampo zay vita retra tany aloha
de voafafan'ny fitiavanao avokoa
levona sy maina koa reo fery izay nikiky tao ampoko tao efa voafafan'ny fitiavanao nosoloinao ho fo vaovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ARM'EN
Hits : 1477
Likes : 1 Like
Created by : Armen
Date : 10/01/2017 10:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8856