Za sy ny Malaso (Arione Joy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina ny tany, maizina ny volana ka tsy hita izay atao, fa kalokalo manirery.
Nilaozan'ireo namana ka tsy ianteherana, ka mozika ny atao kalokalo eee.
Refa izahay mahatsiaro dia mangingina ao an-tanana,
Izahay ko mba te plhzenw hiala voly kanefa tsisy bandy akama.
Zato andro mangatsiaka mamirifiry sy manala,
soa fa nisy donak'afo nanafana tao am-bala.
Ilay masoandro efa milentika miha maizina ny tontolo,
miha maro ireo malaso kanefa izahay toa tononkira.serasera.org tanam-polo.
Nefa izaho sy ny gitara hirahira manifika.
Rehefa raikitra ny rombo soa mba misy tatasiaka.
Ny vatana no reraka fa ny bokona ihany,
soa nisy ny inspiraka fa raha tsy izany dia nihinan-tany.
Rehefa nandroso ilay fotoana dia avy wcissq eo toa tonga saina,
io zareo fa naka toerana ka hiaraka hikorana.
Izaho ve moa hisalasala izaho fekdobar raha teo efa irery,
fa miangavy aho raha mba mety ny ody gasy mba esory.
Dia alefaso ny lamako avereno dia atambaro,
fenoy ilay tapaky ny vera isika miaraka mba mamo.
Rehefa andro adiva haraina rehefa samy mandeha mody,
mba miangavy aho raha mba mety aza raofina ny omby.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arione JoyVangy : 5442
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : rzf
Daty : 14/02/2017 21:12