Tsy afaka feat. MTC (Arione Joy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?M.T.C feat. Arione Joy [Lyrics]


intro: (Arione Joy)
ôdy oh x2 ... M.T.C
ôdy oh x2 ... Arione Jo


refrain: (Arione Joy)
F'angaha zah hoe raha ratsy bika tsy mba tsara tarehy,
De sanatriavinao ve 'tsika ho mpinamana eh?

Raha vola noho endrasanao de zah aloha tsy anome,

Fa ny fitiavana no betsaka arô nine!!



1ère Couplet: (Zal Qaïda
)
yeah ,anh.. iny hoa sipa matikambo, vô tsy BG ouny de ts
tiny
Midedaka fa BE Jaime refa avy mba manao shooting!

Manjamanja be ery ,..rehefa anaty PDP,

Nefa @tena izy ny tareany feno mony BDB,
Anh..
tsy mi-accepter demande,fa te ho Star,
'
ah nefa tsy ikôty anazy na itako hoe Be mousta ary!

haha..ny toetsainao gyal,tsy rumik!!
Na zakako aza enao kia,ray andro ihany de efa nariko!!

Azafady @nao Bitch..raha manindrona le kôzy,

f'angah zah raha ratsy bika de ahilika fa tsy bôgôsy
?
Yeah,..Ngah zah raha Be maso ôtrany bôl Ba
bi,
De tsy ilainao ho akama satria ianao barbie??



Refrain x2 (Arione Joy)



2ème Couplet: (ALLJO)

anh, anh.. Raha mba hitanao mantsy ny ato am-poko ato gyal eh
,
Mitady fika ahazoana anao foana ah hoa isak'aligny eh,

Kanefa ianao tsy te ahalala ze mba fisiko
'
Zah ne hoa miady saina f'enao io ne tena tiko.

Satria ve 'zah Black? satria enao manja?

De 'zah ratsy2 ? no mety tsy mapety 'lay kajy!

Satria ve 'zah tsy manana ao @ poche?

Satria ve zah tsy manana moto-cross!?



Refrain x2 (Arione Joy)



3ème Couplet: (K-Tagou)

Ouille ... Zah ouny nôfa! han, tsy ampahafirin'ny bandiny,

Raha itady fitia.. lazainy mianihany!!

"Aza manadala!" 'zany no vavany "zah tsy ho any!"

"Aza mi-insiste" lany roan-doha f'zah tsy ho vadiny.

Ekeko ny vatako tsy "manequin" , zah tsy manintona!

Vola tsy ananako, fitia no hozaraiko raha horitina,

Ataova izay tiana.. 'zah tsy manaiky f'izara love,

Ka avoahy izay any, raiso ilay fo f'aza miola!



Refrain: (Arione Joy)
. . . x4




#rumik_ftsn_eh
(c) Magi$'Trap Crew 102 offishall 2k16
(c) Mafianar entertainment 2M16
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arione Joy
Vangy : 5800
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rumik fotsiny
Daty : 27/02/2017 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858