tebiteby (Arione Joy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    TEBITEBY
Atao ahoana ny tsy hijery anao tonga mandalo
Tsy maintsy hipetraka kely aho hihira sy hikalo
Aza adino, fa mba misy 'lay fitiavanao any
Tiko alaina raha mba sitrakao androany androany

Taiza moa nahalalanao fa ho ahy anie
Iny lalantsika sy ianao k'aza maika andeha
K'avelao zah itantananao iny anie
Tsy ienjera enao fa esory ireo tebiteby

Fiv:
K'esory ny tebitebinao, tebitebinao
Esory ny tebitebinao, mmmh
Esory ny tebitebinao, tebitebinao
Esory ny tebitebinao... ououou !

Ka indro iny anao fa nanaiky iaraka re
Voky teny mamy ianao sy fitiavana be
Rehefa varina ianao ka adino ilay andro hariva
Finday maneno foana tsy ankiato efa impiry

Ka dia satry ifamihina tsy hiala mitsy
Fotoana manapetra ro ka dia indrisy
Ianao nefa tsy manaiky fa dia tsy nisy fika
Raha mba hiala hilany aho satria tsy te ahita

Fiv:
Ka hanala ny tebitebiko ao eee
Tebitebiko ao
Hanala ny tebitebiko ao, mmmh mmmh
Ka hanala ny tebitebiko ao eee
Tebitebiko ao
Hanala ny tebitebiko ao, mmmh mmmh

Instru ...

Hanala ny tebitebiko ao eee
Tebitebiko ao
Hanala ny tebitebiko ao, mmmh mmmh
(4x)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Arione Joy
Visites : 20
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ThomyS
Date : 05/03/2026 10:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1829