Mamy Masira (Arione Joy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa niala vao maraina dia noheverinao tsy hody intsony
Rehefa andro hariva ny ataonao tsy aiko intsony
Lazainao namanao iny, tia manampy anao iny
Kanefa nareo roa toa zatra mifamihina
Matoa misy ny ahiahy dia possible misy raha
Na findainao aza mihidy amin'ny gadana
Ny anarako fiantsony lasa tsy iny intsony
Fa otrany bandy akama mitovy amin'ny lerony

Ka lazao ahy izay afaka ataoko akia
Ho mpindrana sa mbola tompony
Ho tantaraiko anaty mélodie

Ref: (x2)
Ka tsy mahatoky tena fa tena anao aho
Dia aza asiana sira ireo izay hamamiana nomeko anao
Izay any am-ponao rehetra, mba lazao ambarao
Mba lazao ihany, tsy ho aniany (no,no,no,no,no..)

Maika ny andeha ho any aho fa tsy hita omaly
Fo mba nanantena vao maika narary
Tsy hay atao ahoana ihany, tsy hay ianao manina
Adinonao ve ireo tantara fahiny?

Ka lazao ahy izay afaka ataoko akia
Ho mpindrana sa mbola tompony
Ho tantaraiko anaty mélodie

Ref: (x2)
Ka tsy mahatoky tena fa tena anao aho
Dia aza asiana sira ireo izay hamamiana nomeko anao
Izay any am-ponao rehetra, mba lazao ambarao
Mba lazao ihany, tsy ho aniany (no,no,no,no,no..)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arione Joy
Vangy : 26
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lador
Daty : 01/06/2026 09:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302