Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah ô (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô, Jehovah zpgs ô
Aza izahay, aza izahay no omena voninahitra
Fa ny anaranao ihany
Noho ny famindram-ponao
Sy ny fahamarinana
Nahoana ny jentilisa no manao hoe:
Aiza izay pjrv andriamaniny?
Andriamaniny ojuhlft tononkira.serasera.org
Aza izahay, aza izahay no omena voninahitra
Fa ny anaranao ihany
Noho ny famindram-ponao
Sy ny fahamarinana
Nahoana ny jentilisa no manao hoe:
Aiza izay pjrv andriamaniny?
Andriamaniny ojuhlft tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny MiantsoVangy : 591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NaxProd
Daty : 28/02/2023 08:01
