Mampandria sofina (APC Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mampandria sofina amin'ny teniko
O! ry Tompo mba hkqrzldy henoy ny sentosentoko
Koa atreho ny fitarainako ry Ray
Ianao wkkzjo no hametrahako indray, ity fitarainako e
Fa vao maraina ny andro dia mandre ny feoko ianao e
Atolotro anao szrvulw ny faniriako ka miandry anao aho e
Fa ianao tsy Andriamanitra hankasitraka ny ratsy e
Reo mpanota tsy ho afaka hitoetra anilanao e
Ny mpandainga sy ny adala haringanao
Tsy aharitra eo ambany masonao
Mpandatsa-dra mpanitaka e! Dia tena halanao
Fa ny amiko kosa anie dia mila indrafo lehibe
Handeha an-tranonao anie aho (2*)
Hiankohoka hanatrika hanatrika anao
APC Tangaina
tononkira.serasera.org A&C : RAZOZY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APC TangainaVangy : 1359
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sissie2007
Daty : 05/02/2018 09:35
