Fantatro (APC Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro ry Jesoa o! Ny fitiavanao ahy
Fa na dia voaheloka dia tsy very ny ho zandrinao
Fantatro Jesoanay o! fa namoy fo ianao
Ho famonjena sy famindram-po tokoa ho anay
Dia ho anay rehetra
Noho ianao ry tononkira.serasera.org Iaveh Rainay o!
Noho ny fitiavanao
Manana hery toky ny zanakao amin'zay
Amin'izay aleha
Koa aza dia ny helokay sy fahotana efa vitanay
No hitsaranao sy ho jerenao
Fa rotsahy ny fahasoavanao
Fitahiana udvnoc fifaliana avy amin'ny herinao tsitoha
rwbza APC Tangaina
hqxha A&C: RABEMANANTSOA Désiré
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APC TangainaVangy : 1343
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sissie2007
Daty : 05/02/2018 09:35
