Ampidiro aloha ny tenimiafina
ALEO MANDIHY (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana hatreoAza hiverenanao intsony
Reo sorisory mankaleo
Avelao eo
Reo havizananao androany
Ny fasorenanao rehetra
Reo tebitebinao omaly
Avelao any
REF :Aleo mandihy dia manala azy
Mifaly sy mihome
Hampiara-peo hivazovazo
Mihira hoe (2 )
Aoka hifarana hatreo....
--------
Rohy:
