Ampidiro aloha ny tenimiafina
IANAO NO IANTEHERAKO (Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no ianteherako
Ianao irery ry Tompo
Ka zovy moa no atahorako
Hampilofika ahy
Na hanenjika ahy ny ratsy
Handrendrika ny fiainako
Hiantrana aho ka tsy ho resy tononkira.serasera.org
Fa Ianao no heriko
Na bvlnox hioko handrendrika ahy
Reo fahavalon’ny fiainako
Na tafiotra hifofofofo
Tsy hampiontsona ahy
Fa Ianao Jesoa no wfhcac heriko
Ianao no mandan’ny fiainako
Hijoro aho ka tsy ho resy
Fa Ianao no cfpscywv tokiko
Ianao irery ry Tompo
Ka zovy moa no atahorako
Hampilofika ahy
Na hanenjika ahy ny ratsy
Handrendrika ny fiainako
Hiantrana aho ka tsy ho resy tononkira.serasera.org
Fa Ianao no heriko
Na bvlnox hioko handrendrika ahy
Reo fahavalon’ny fiainako
Na tafiotra hifofofofo
Tsy hampiontsona ahy
Fa Ianao Jesoa no wfhcac heriko
Ianao no mandan’ny fiainako
Hijoro aho ka tsy ho resy
Fa Ianao no cfpscywv tokiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny zavaboaary Ekar AndravoahangyVangy : 2539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lyiah
Daty : 05/02/2008 07:38
