Tsy ho haiko (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hatrizay aho tsy nahay nitsinjo
Ireo andro izay mbola hiainako
Tsy nihevitra izay mety ho avy
Nefa ianao tsy nanary ahy
Ka tsy ho haiko ny tsy hisaotra Anao
Ry Tompo malala, faly aho manana Anao
Ka ireo androko rehetra tsisy asiako fetra
Hatokako Anao
2- Noalanao tamiko ireo loto
Sy izay rehetra namatotra hatrizay
Notefenao mba hiova loko
Ka nasandratrao ho olom-baovao
Ka tsy ho haiko ny tsy hisaotra Anao
Ry Tompo malala, xltulz faly aho manana Anao
Ka ireo androko rehetra tsisy asiako fetra
Hatokako Anao
...
Ka tsy ho haiko ny tsy hisaotra tononkira.serasera.org Anao
Ry Tompo malala, faly aho manana Anao
Ka ireo androko rehetra tsisy asiako fetra
Hatokako Anao (x2)
T/F : nclncmsv Rabearivelo Mamy nqhou

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 497
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamyboo
Daty : 21/10/2024 15:00