Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lakile (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Zaho efa paré (2×)
Hanao diabe eoà
Ho an-danitra e
Ka vonona ve ise (2×)
Jesoa ihany no lakilé
Hahatongavana e
1. Maro ny raha manahirana
Hazakazaka tsy azo hiodivirana ee
Raha mbola eto an-tany
Tsy maintsy voakasik'izany e
Jesoa ihany no any antoka
Lalana, Fahamarinana
Pont: Jesoa ihany
Izy hatrany
No ilaiko eto an-tany
Raha mbola velona koa aho
2. Maro ny fiagg milaza hoe 'zao xlvb sy izao
Nefa tsy hialana ny ratsy fanao
Aza sodoka an'izany
Fa tononkira.serasera.org ny Soratra Masina ihany e
Sarobidy, fanala hidy
Antoka
Lalana handovana fiainana
'Zaho efa pjzeb paré (2×)
Hanao diabe eoà
Ho an-danitra e
Ka vonona ve ise (2×)
Jesoa ihany no lakilé
Hahatongavana e
Hanao diabe eoà
Ho an-danitra e
Ka vonona ve ise (2×)
Jesoa ihany no lakilé
Hahatongavana e
1. Maro ny raha manahirana
Hazakazaka tsy azo hiodivirana ee
Raha mbola eto an-tany
Tsy maintsy voakasik'izany e
Jesoa ihany no any antoka
Lalana, Fahamarinana
Pont: Jesoa ihany
Izy hatrany
No ilaiko eto an-tany
Raha mbola velona koa aho
2. Maro ny fiagg milaza hoe 'zao xlvb sy izao
Nefa tsy hialana ny ratsy fanao
Aza sodoka an'izany
Fa tononkira.serasera.org ny Soratra Masina ihany e
Sarobidy, fanala hidy
Antoka
Lalana handovana fiainana
'Zaho efa pjzeb paré (2×)
Hanao diabe eoà
Ho an-danitra e
Ka vonona ve ise (2×)
Jesoa ihany no lakilé
Hahatongavana e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 470
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamyboo
Daty : 21/10/2024 14:47
