Tia antsika ny Ray (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Lazaiko anao indray
Tia antsika ny Ray
Izy tsy nandao anao mandrakizay
Nolotom-pahotana maro fa nodiovinao
Ny voninahitra ho anao mandrakizay
1-Maro ireo didy napetrakao ry Ray
Ho entinay miaina ety an-tany
Hiadivanay amin'ireo fakam-panahy
Izay mamatotra ny fiainanay
Ny fitiavanao Ray ô!
Nibaribary tato aminay
Ilay zanakao nanaiky ka nahafoy ny ainy ho anay
Izy tsy sasatra miaro hatramin'izao
Fa na dia solafaka aho tononkira.serasera.org zawuz notoroiny lalam-baovao
2-Inoanay tokoa fa miaro ianao demf ry Ray
Fa be siasia aho ninia nanalavitra anao
Nampahory tokoa ny fahotana vitanay
Ny famindram-ponao Ray o
No naha toy izao anay
Voafidinao Ray ô! Ny olombelona ho anao
Nakambanao ho iray anio sy ho mandrakizay
Izy tsy sasatra tetmvvsy miaro hatramin'izao
F'ilay be fitiavana no tonga hamonjy anay
Antsan'i Fenomanana
A/C : HAJANIAINA Marco Lapié
Album 5 " Hihira ho anao"
Tia antsika ny Ray
Izy tsy nandao anao mandrakizay
Nolotom-pahotana maro fa nodiovinao
Ny voninahitra ho anao mandrakizay
1-Maro ireo didy napetrakao ry Ray
Ho entinay miaina ety an-tany
Hiadivanay amin'ireo fakam-panahy
Izay mamatotra ny fiainanay
Ny fitiavanao Ray ô!
Nibaribary tato aminay
Ilay zanakao nanaiky ka nahafoy ny ainy ho anay
Izy tsy sasatra miaro hatramin'izao
Fa na dia solafaka aho tononkira.serasera.org zawuz notoroiny lalam-baovao
2-Inoanay tokoa fa miaro ianao demf ry Ray
Fa be siasia aho ninia nanalavitra anao
Nampahory tokoa ny fahotana vitanay
Ny famindram-ponao Ray o
No naha toy izao anay
Voafidinao Ray ô! Ny olombelona ho anao
Nakambanao ho iray anio sy ho mandrakizay
Izy tsy sasatra tetmvvsy miaro hatramin'izao
F'ilay be fitiavana no tonga hamonjy anay
Antsan'i Fenomanana
A/C : HAJANIAINA Marco Lapié
Album 5 " Hihira ho anao"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 853
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 18/01/2020 22:40
