MIVERENA (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- O! ry mpivahiny izay trotraky ny dia
Tsarovy fa efa hariva izao ny andro
Aoka tsy ho varimbariana foana ianao
Na tsy nahita izay notadiavina aza.

Henoy Jesoa Tompo
Mibitsila anao
Manantena ny hiverenanao.

2- O! ry zanaka rivnho nandao izany akany
Lany andro re nandany ireny harena
Tsy nisaina tononkira.serasera.org akory izay mety hiafarana
Nanompo ny haren’izao tontolo izao.

Ekeo Jesoa Tompo
Faly anasa mowk anao
Miandry ny fiverenanao.

3- O! ry ondry izay nania tsy nisaina akory
Ninia nikipy tsy hahalala ny Ray.
Ka nivoaka sy nadao dvoecjk izany vala
Satria voasariky ny fiainana mandalo

Raiso i Jesoa Tompo
Nahafoy ny ainy ho anao
Ho amin’ny fiverenanao.

Volume I « MIFANKATIAVA » Page :1

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Vangy : 2424
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 03:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3862