MANAOVA RE NY MARINA (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa nankaiza no toa adino tsy tsaroana
Toa nanjavona natelin’ny fandrosoana
Ireny harena sarobidy navelan’ny Razana taloha
Zary maty, natory tsy nifoha
2- Izao anefa no tsarovy
Mpivahiny izaho sy ianao
Izao rehetra tononkira.serasera.org izao anie mora miofo
Mbola yfuw ho avy ilay andro
Hiantsoany anao indray
3- Ka aiza re no hisy zxor toerana mangina
Hiafenanao ny tavan’ilay nahary ?
Indrisy nofy izany!
Fa raha mbola velona amin’ity tany ity
Manaova lknytoio ny marina.
Toa nanjavona natelin’ny fandrosoana
Ireny harena sarobidy navelan’ny Razana taloha
Zary maty, natory tsy nifoha
2- Izao anefa no tsarovy
Mpivahiny izaho sy ianao
Izao rehetra tononkira.serasera.org izao anie mora miofo
Mbola yfuw ho avy ilay andro
Hiantsoany anao indray
3- Ka aiza re no hisy zxor toerana mangina
Hiafenanao ny tavan’ilay nahary ?
Indrisy nofy izany!
Fa raha mbola velona amin’ity tany ity
Manaova lknytoio ny marina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 2547
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 03:59
