Fa teo Ianao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Na mafy aza ny manjo
Ka mitanondrika ny loha
Teo Ianao tsy nisasatra niaro ahy
tononkira.serasera.org Tsapako ao anatiko ao
ocyse Ny herin'ny fanahinao
Fanahy mpankahery, mampitraka ahy
Ref : Fa teo Ianao, fa teo Ianao
Tompoko sy Andriamanitro
2 - Hatrizay aho fantatrao
pfstwie Fa nanalavitra anao
Teo ianao tsy sasatra niantso ahy
Indro atolotro izao
Ny fiainako, anjakao
Diovy aho ho tonga olom-baovao
*Raiso aho hiray latabatra aminao
Raiso aho wvyrowji ho anisan'ireo mpianatrao
Antsan'i Fenomanana
Aut/Comp : RANDRIANARIJAONA Henry
Date de creation : 04 oktobra 2013
Ka mitanondrika ny loha
Teo Ianao tsy nisasatra niaro ahy
tononkira.serasera.org Tsapako ao anatiko ao
ocyse Ny herin'ny fanahinao
Fanahy mpankahery, mampitraka ahy
Ref : Fa teo Ianao, fa teo Ianao
Tompoko sy Andriamanitro
2 - Hatrizay aho fantatrao
pfstwie Fa nanalavitra anao
Teo ianao tsy sasatra niantso ahy
Indro atolotro izao
Ny fiainako, anjakao
Diovy aho ho tonga olom-baovao
*Raiso aho hiray latabatra aminao
Raiso aho wvyrowji ho anisan'ireo mpianatrao
Antsan'i Fenomanana
Aut/Comp : RANDRIANARIJAONA Henry
Date de creation : 04 oktobra 2013
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 1832
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FetraRAN
Date : 12/04/2018 08:38
