ANJAKAO NY FIAINAKO: (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela izay ry Jesoa ô No niandrasako anao
Jesoa hostia mofo velona
Anjakao ny foko ho anao
diovy aho ho mendrika anao
Hiray fo aminay
Fiv: Fa ianao Ilay hianteherako
Mofon'aina hivelomako
Indro apetrako eo an-tananao Jesoa
Anjakao ny fiainako
Ka ny sitrakao no aoka atao Jesoa
Fa tsy izay fihevitro
Omeko anao ry Jesoa ô
Ny foko tsy hahasaraka anao
Ny fikasana irian'ny fo
Ny hanompo anao tokoa
Rivo-mahery, onja, tadio
Tsy mise hahasakana ahy
Antsan'i Fenomanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 40
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsinjoarivo
Daty : 21/09/2024 15:34