TIAKO (ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako, tena tiakoRaha ianao Jesoa no momba ahy
Foiko, eny foiko
Na ny aiko aza foiko ho anao.
Tsy hanan-tahotra aho
Tsy hangozohozo koa
Fa Ianao Jesoa no aroko
Vatolampy sy manda mpiaro
Mpiahy hatrizay mandrakizay
Tsy hanan-tahotra aho
Tsy hangozohozo koa
Fa Ianao Jesoa no aroko
Vatolampy sy manda mpiaro
Mandrakizay Jesoa,
o o o o.
Mpamorona tonoy sy feony:
ANDRIATSIFERANA Herinjaka John.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANAVangy : 792
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NASOAVINAHVALISOA
Daty : 28/02/2019 12:01