TIAKO (ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako, tena tiakoRaha ianao Jesoa no momba ahy
Foiko, eny foiko
Na ny aiko aza foiko ho anao.
Tsy hanan-tahotra aho
Tsy hangozohozo koa
Fa Ianao Jesoa no aroko
Vatolampy sy manda mpiaro
Mpiahy hatrizay mandrakizay
Tsy hanan-tahotra aho
Tsy hangozohozo koa
Fa Ianao Jesoa no aroko
Vatolampy sy manda mpiaro
Mandrakizay Jesoa,
o o o o.
Mpamorona tonoy sy feony:
ANDRIATSIFERANA Herinjaka John.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANAHits : 793
Likes : 0 Like
Created by : NASOAVINAHVALISOA
Date : 28/02/2019 12:01