TIAKO (ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako, tena tiako
Raha ianao Jesoa no tononkira.serasera.org momba ahy
Foiko, eny foiko
Na ny aiko zwdqdr aza foiko ho anao.

Tsy hanan-tahotra zxrcodio aho
Tsy hangozohozo koa
Fa Ianao Jesoa no aroko
Vatolampy sy tbysyu manda mpiaro
Mpiahy hatrizay mandrakizay

Tsy hanan-tahotra aho
Tsy hangozohozo koa
Fa Ianao Jesoa no aroko
Vatolampy sy manda mpiaro
Mandrakizay Jesoa,
o o o o.

Mpamorona tonoy sy feony:
ANDRIATSIFERANA Herinjaka John.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANTSAFI FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA
Visites : 1179
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NASOAVINAHVALISOA
Date : 28/02/2019 12:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494