Mitady vonjy (Antoko Mpihira Tsantam-pamonjena FJKM Ambavahaditokana-Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trotraka, valabalaka ve izato hianao
Noho ny fianana miasarotr'isan'andro izao
Resy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry tanana tononkira.serasera.org hitantana ...
Refrain :
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza whlfay adinoina ny mivavaka
Takona nfkd ny masoandron'ny fiainana
Maizina tokoa zato lalana halehanao
Resy fruoy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry ny masoandro hiposaka ...
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka
Noho ny fianana miasarotr'isan'andro izao
Resy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry tanana tononkira.serasera.org hitantana ...
Refrain :
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza whlfay adinoina ny mivavaka
Takona nfkd ny masoandron'ny fiainana
Maizina tokoa zato lalana halehanao
Resy fruoy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry ny masoandro hiposaka ...
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Tsantam-pamonjena FJKM Ambavahaditokana-ItaosyVangy : 2093
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Barr2915
Daty : 21/01/2015 08:46
