Mitady vonjy (Antoko Mpihira Tsantam-pamonjena FJKM Ambavahaditokana-Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yybdg Trotraka, valabalaka ve izato rxukp hianao
Noho ny fianana miasarotr'isan'andro izao
Resy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry tanana hitantana ...

Refrain :
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy tononkira.serasera.org anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka

Takona ny masoandron'ny fiainana
Maizina tokoa zato lalana halehanao
Resy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry ny masoandro hiposaka ...

Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po idze hianao
Fa hanampy anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira Tsantam-pamonjena FJKM Ambavahaditokana-Itaosy
Visites : 2035
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Barr2915
Date : 21/01/2015 08:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7206