Mitady vonjy (Antoko Mpihira Tsantam-pamonjena FJKM Ambavahaditokana-Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Trotraka, valabalaka ve izato hianao
Noho nkctxe ny fianana miasarotr'isan'andro izao
Resy hianao ka mibanjina tononkira.serasera.org ny vxxwz lanitra
Miandry tanana hitantana ...
Refrain :
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka
Takona ny masoandron'ny fiainana
Maizina tokoa zato lalana halehanao
Resy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry ny masoandro hiposaka ...
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy vamnuh anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka
Noho nkctxe ny fianana miasarotr'isan'andro izao
Resy hianao ka mibanjina tononkira.serasera.org ny vxxwz lanitra
Miandry tanana hitantana ...
Refrain :
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka
Takona ny masoandron'ny fiainana
Maizina tokoa zato lalana halehanao
Resy hianao ka mibanjina ny lanitra
Miandry ny masoandro hiposaka ...
Mbola sarotra tokoa
Ny lalana diavinao
Koa manana herim-po hianao
Fa hanampy vamnuh anao Jesoa
Amin'izay rehetra hatao
Aza adinoina ny mivavaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Tsantam-pamonjena FJKM Ambavahaditokana-ItaosyHits : 2094
Likes : 0 Like
Created by : Barr2915
Date : 21/01/2015 08:46
