Paradisa (Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy toerana vaovao
Izay tsy lavitra anao
Fahasambarana
Dia ilay paradisa vao
Izay nomboariny ho anao
Ao an-danitra
Ao an-dapan'ilay Ray
No hiaonantsika rahatrizay
Efa miandry Izy eee
Ilay Jesoa Kristy
Nanao fitoerana ho antsika
Raha iala ety
Fifaliana tsoz tononkira.serasera.org ny any ee
tsy hisy intsony tomany
Fiadanana izany
Eo anilan'ilay Ray
Ho anao izay mbola tamana
Amin'ny fiainana antany
ho lazaiko androany
Fa mpivahiny isika ety
Tsy aharitra eto iwdkdav ho doria
Saino ny ho avy
Andao hokatsaka ilay
Fiainana mandrakizay fnjy
Izay tsy lavitra anao
Fahasambarana
Dia ilay paradisa vao
Izay nomboariny ho anao
Ao an-danitra
Ao an-dapan'ilay Ray
No hiaonantsika rahatrizay
Efa miandry Izy eee
Ilay Jesoa Kristy
Nanao fitoerana ho antsika
Raha iala ety
Fifaliana tsoz tononkira.serasera.org ny any ee
tsy hisy intsony tomany
Fiadanana izany
Eo anilan'ilay Ray
Ho anao izay mbola tamana
Amin'ny fiainana antany
ho lazaiko androany
Fa mpivahiny isika ety
Tsy aharitra eto iwdkdav ho doria
Saino ny ho avy
Andao hokatsaka ilay
Fiainana mandrakizay fnjy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Sarôna Imerintsiafindra FideranaVangy : 279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nonnah
Daty : 24/08/2025 15:03
