SAMBATRA AHO (ANTOKO MPIHIRA FEO MAMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho nanana Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momb'ahy sy miahy
Mikolokolo mitaiza ny aram-panahy
...Very aho angamba raha ilaozanao
tononkira.serasera.org Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Tsy afaka an-dalana aho raha tsy djxmtub
tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
klwhktv Ataoko ahoana e,ny miaina qeudmtx raha tsy misy
Anao
Very aho...
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momb'ahy sy miahy
Mikolokolo mitaiza ny aram-panahy
...Very aho angamba raha ilaozanao
tononkira.serasera.org Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Tsy afaka an-dalana aho raha tsy djxmtub
tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
klwhktv Ataoko ahoana e,ny miaina qeudmtx raha tsy misy
Anao
Very aho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKO MPIHIRA FEO MAMYVangy : 658
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : seles
Daty : 17/04/2024 08:20
