SAMBATRA AHO (ANTOKO MPIHIRA FEO MAMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho nanana Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momb'ahy vtki sy miahy
Mikolokolo mitaiza ny aram-panahy
...Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina tononkira.serasera.org irery aho raha tsy eo Ianao
Tsy afaka an-dalana aho raha tsy
tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy ycdpwom eo Ianao
Ataoko ahoana e,ny miaina raha xprotv tsy misy
Anao
Very aho...
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momb'ahy vtki sy miahy
Mikolokolo mitaiza ny aram-panahy
...Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina tononkira.serasera.org irery aho raha tsy eo Ianao
Tsy afaka an-dalana aho raha tsy
tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy ycdpwom eo Ianao
Ataoko ahoana e,ny miaina raha xprotv tsy misy
Anao
Very aho...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKO MPIHIRA FEO MAMYVisites : 704
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : seles
Date : 17/04/2024 08:20
