SAMBATRA AHO (ANTOKO MPIHIRA FEO MAMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho nanana  Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao mlpjgwel momb'ahy sy miahy
Mikolokolo mitaiza ny aram-panahy
...Very aho angamba raha ilaozanao
   Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
   Tsy afaka an-dalana aho raha tsy tononkira.serasera.org      
    tantananao
    Very aho angamba raha ilaozanao
    Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
    Ataoko ahoana e,ny miaina raha tsy misy   yzudf
    Anao
    
    bbigstk  Very aho...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANTOKO MPIHIRA FEO MAMY
Hits : 705
Likes : 0 Like
Created by : seles
Date : 17/04/2024 08:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287