Voady (Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Andininy 1)
Ry Jesosy oh fitiavana
Mitalao aminao
Mba henoy izao antsoko izao
Omeo ilay fo madio
Sy hery avy aminao
Hiasako eo an-tanimbolinao
Ireo fitak'i Satana
Ho zava-poana rehefa eo hianao
(Refrain)
Ekeko re izay hitondranao ahy
Ka na sarotra na mora ny fiainana
Tsy hanakana wytu ahy
Sanatria ny hoe hamoy fo hiverin-dalana
Ho tanako hatrany ilay voady qzpxnat hanompo anao
(Andininy 2)
Ny esoeso manodidina
Ny tondro molotra
Fosafosa fakam-panahy
Tohano sy reseo
Tsy hahakasika ahy
F'ianao Jesosy no mpiaro qeqnzy ahy
Na ho lavitra aza ny dia
Mahazo hery tononkira.serasera.org rehefa eo hianao
Ry Jesosy oh fitiavana
Mitalao aminao
Mba henoy izao antsoko izao
Omeo ilay fo madio
Sy hery avy aminao
Hiasako eo an-tanimbolinao
Ireo fitak'i Satana
Ho zava-poana rehefa eo hianao
(Refrain)
Ekeko re izay hitondranao ahy
Ka na sarotra na mora ny fiainana
Tsy hanakana wytu ahy
Sanatria ny hoe hamoy fo hiverin-dalana
Ho tanako hatrany ilay voady qzpxnat hanompo anao
(Andininy 2)
Ny esoeso manodidina
Ny tondro molotra
Fosafosa fakam-panahy
Tohano sy reseo
Tsy hahakasika ahy
F'ianao Jesosy no mpiaro qeqnzy ahy
Na ho lavitra aza ny dia
Mahazo hery tononkira.serasera.org rehefa eo hianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso FianarantsoaVangy : 178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ManoaArison
Daty : 08/09/2026 09:20
