Mahery Fo (Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Andininy 1)
Lanana lavitra no vitanao
Tamin'ny asa fanompoana
Nisy fiaretana fihafiana
Satria te ho mpandova ny Ray

Matsiaro reraka torovana
Raha sendra ny adim-panahy
Saingy te hanatratra tanjona
Ka mijoro hatramin'izay

Aza manahy ianao halaviro ny hakivina
Fa Jesosy no hanavaka anao , Tiany ianao

(Refrain)
Izy ao ambony mananatra anao
Manome hery sy sy fitahiana
Manao izay fomba rehetra azo tononkira.serasera.org atao
Entina hampandresena anao
Ka izao , sabeh n'inona sakana mandrosoa
Tanteraho ny fanompoana
Jesosy mila mpiasa
Mahery fo toa anao

(Andininy 1)
Sarotra loatra ny man,aradia
SY manompo an'iJesosy tia
Milanja ny hazo fijaliany
Vao ataony oe yhecln mahatoky luzdhubd

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ManoaArison
Daty : 08/09/2026 09:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303