Voady (Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Andininy 1)
Ry Jesosy oh fitiavana
Mitalao aminao
Mba henoy izao antsoko izao exaiywyx
Omeo ilay fo madio
Sy hery avy aminao
Hiasako eo an-tanimbolinao
Ireo fitak'i Satana
Ho zava-poana rehefa eo hianao
(Refrain)
Ekeko re izay hitondranao ahy
Ka na sarotra na mora ny fiainana
Tsy hanakana ahy
Sanatria ny hoe hamoy fo hiverin-dalana
Ho tanako hatrany ilay voady vojbujri hanompo anao
(Andininy 2)
Ny esoeso manodidina
Ny tondro molotra
Fosafosa fakam-panahy
Tohano sy reseo
Tsy hahakasika ahy
F'ianao Jesosy no mpiaro ahy
Na ho lavitra aza mxcsgp ny tononkira.serasera.org dia
Mahazo hery rehefa eo hianao
Ry Jesosy oh fitiavana
Mitalao aminao
Mba henoy izao antsoko izao exaiywyx
Omeo ilay fo madio
Sy hery avy aminao
Hiasako eo an-tanimbolinao
Ireo fitak'i Satana
Ho zava-poana rehefa eo hianao
(Refrain)
Ekeko re izay hitondranao ahy
Ka na sarotra na mora ny fiainana
Tsy hanakana ahy
Sanatria ny hoe hamoy fo hiverin-dalana
Ho tanako hatrany ilay voady vojbujri hanompo anao
(Andininy 2)
Ny esoeso manodidina
Ny tondro molotra
Fosafosa fakam-panahy
Tohano sy reseo
Tsy hahakasika ahy
F'ianao Jesosy no mpiaro ahy
Na ho lavitra aza mxcsgp ny tononkira.serasera.org dia
Mahazo hery rehefa eo hianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso FianarantsoaHits : 178
Likes : 0 Like
Created by : ManoaArison
Date : 08/09/2026 09:20
