Ramanonaka (Antilin'i Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :   Vao mafana e e e
                     Vao mafana ( VAO MAFANA EE )
                     Vao mafana sy vao midonaka ny ramanonaka
1. Misy kosa ny gâteau, ho an'ireo Louveteau
   Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany

2. Misy kosa ny Kaki, ho an'ireo Mpianjoria
   Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany

3. Misy kosa ny Sakay, ho an'ny Mpamakilay
   Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany
  
4. Misy kosa Voandalana, ho an'ireo Mpiandalana
   Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany

5. Misy kosa Madeleine, ho an'ireo Cheftaines
   Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antilin'i Madagasikara
Vangy : 661
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana_Malazasoa
Daty : 19/08/2022 18:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1894