Ramanonaka (Antilin'i Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana : Vao mafana e e e
mxto Vao mafana ( VAO MAFANA EE )
Vao mafana sy vao midonaka ny ramanonaka
1. Misy kosa ny gâteau, ho an'ireo Louveteau
Alefa ka alefa tononkira.serasera.org ihany, tsy mijanona io mkzeaqtr raha tsy lany
2. Misy kosa ny Kaki, ho an'ireo Mpianjoria
Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany
3. Misy kosa ny Sakay, ho an'ny Mpamakilay

4. Misy kosa Voandalana, ho an'ireo Mpiandalana

5. Misy kosa Madeleine, ho ehyb an'ireo Cheftaines

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antilin'i MadagasikaraHits : 1546
Likes : 1 Like
Created by : Finoana_Malazasoa
Date : 19/08/2022 18:40