Hatramin'izay nidirako skoto ( AIM ) (Antilin'i Madagasikara)

1. Hatramin'izay nidirako skoto,
Dia faly aho miaraka amin'Ny Tompo
Ny fiainako no fitaratra,
Satria izy Tompo no manjaka ao
  
Fiverenana:  Fa skoto ialahy ( ayaya )
                      Manan-jara soa ( ô ô ô )
                      Fa skoto ialahy
Tsiky dia ampy                     Mananjara soa

2. Misaotra Ray, Misaotra Ray,
Misaotra Ray fa tena tianay
Tena tianay ny miaraka aminao
Ny foko atolotro ho anao

3. Sampana efatra no misy aminay,
   Mavo sy maitso ary koa Mpamakilay
   Ao koa Mpiandalana,
   Satria izy ireo no lohalaharana ao

Mpihira : Antilin'i Madagasikara
Mpamaky : 115
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Finoana_Malazasoa
Tamin'ny : 18/08/2022 17:31:18
ID : 14486

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo