Feno fiderana anao (ankalazao ny tompo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno fiderana anao izahay zuct ry Ray o
misaotra anao e
noho ny soa sesehena izay nafafinao anay
misaotra anao afporwyt e
Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny hafalianay no indro tononkira.serasera.org atolotray
ka misaotra anao ry Rainay o
Fitsimbinana hatrany no atolotrao ho anay
misaotra anao e
fanehoam-pisaorana no zixvncpd iarahanay mihira
misaotra anao e
Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny hafalianay no indro atolotray
ka misaotra anao ry Rainay o
misaotra anao e
noho ny soa sesehena izay nafafinao anay
misaotra anao afporwyt e
Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny hafalianay no indro tononkira.serasera.org atolotray
ka misaotra anao ry Rainay o
Fitsimbinana hatrany no atolotrao ho anay
misaotra anao e
fanehoam-pisaorana no zixvncpd iarahanay mihira
misaotra anao e
Misaotra anao izahay fa notiavinao
fiderana no enti-misaotra ny anaranao
ny hafalianay no indro atolotray
ka misaotra anao ry Rainay o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ankalazao ny tompoVangy : 17540
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/04/2008 18:53
