MPANDRESY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Basesa) 2 fois
Mifalia antsika jiaby fa tônga Tompontsika e!
Fitiavagna tsy lany izao amiagny antsika
Famonjeagna tsy vidigna ho fanavôtagna
Atolory Ananjy arô ny voninahitra.

Tandrignesa magnantso antsika igniany
Ilay Mpagnavotra antsika
Zagnahary vzoocjx moa tia antsika arô
fô Mpamonjy namiagny antsika
Fa mpandresy tokoatra isika izao
fa mahery udpwy tononkira.serasera.org ny Tompontsika
Mitsangana derao ny Tomponao
Aoka hifaly isika e!

(Gasigasy) 2 fois
Haleloia ! Midera sy mankalaza
Haleloia ! Mihoby ary koa mitsaoka
Fa mdhxw tsara ny Tompontsika
Mahery ary koa mirindra
Maharitra mandrakizay ny fitiavany.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Fa aro sy hery ho anay Ianao Ry Tompo.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Mambomba izao rehetra izao ny voninahitrao.

A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03