Hasambarana (Anjamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny hasambarako ry tiana dia eo tononkira.serasera.org anilanao
Eny hatrizay ka hatrizao
Feno dia feno anao ny tontoloko
Ny sarinao sqbhqhf tsy very ao an-dohako...
Refrain:hasambarana tsy misy toy izany
ny eo anilanao ry lalao!!
hasambarabna tsy misy toy izany
ny fananako anao
malala a!ampy ahy cclkl ianao
Izaho raha lavitra anao dia vonton’alahelo
Fa ny anilanao koa tsy mba mety mankaleo
Na hisy hisakana umkhkf tsy hanaiky
Matokia f’izaho handa hanohitra raha mbola ho tratran’ny aiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnjamanitraVangy : 2896
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 04/06/2007 19:52