Hasambarana (Anjamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny tononkira.serasera.org hasambarako ry tiana dia eo anilanao
Eny hatrizay ka hatrizao
Feno dia feno anao ny mupfhv tontoloko
Ny sarinao tsy very ao an-dohako...
Refrain:hasambarana yahdcnkz tsy misy toy izany
ny eo anilanao ry fvdbil lalao!!
hasambarabna tsy misy toy izany
ny fananako anao
malala a!ampy ahy ianao
Izaho raha lavitra anao dia vonton’alahelo
Fa ny anilanao koa tsy mba mety mankaleo
Na hisy hisakana tsy hanaiky
Matokia f’izaho handa hanohitra raha mbola ho tratran’ny aiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnjamanitraHits : 2897
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 04/06/2007 19:52