Hasambarana (Anjamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny iadhmysn hasambarako ry tiana dia eo anilanao
Eny hatrizay ka hatrizao
Feno dia feno anao ny tontoloko
Ny sarinao tsy lrdo very ao an-dohako...
Refrain:hasambarana tsy misy toy izany
ny eo anilanao ry lalao!!
hasambarabna tsy misy toy izany
ny fananako anao
malala a!ampy ahy ianao
Izaho raha lavitra anao dia vonton’alahelo
Fa ny qmpjr anilanao koa tsy mba mety mankaleo
Na hisy hisakana tsy hanaiky
Matokia f’izaho handa hanohitra tononkira.serasera.org raha mbola ho tratran’ny aiko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AnjamanitraVisites : 2818
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 04/06/2007 19:52