Ho eo foana (Anjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho eo foana
Raha hifarana androany,
Ny fiarahan-tsika , ny fitiavan-tsika sy ianao
Dia aza mitomany
Fa ny ray aman-dreny no nahatonga izao rehetra izao
Ny zava-misy tsy azo ialahana
Na tena tia aza aho tsy maintsy miala
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Na inona na inona hitranga , ny fiainanao tsy ho banga
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Raha sendra misy ny ilaina sy tiana ho zaraina
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Satria ianao irery aawouhe ihany , no tononkira.serasera.org tiako eto an-tany
Na inona hitranga , ho eo aho ho an-ndry
Indray andro any
Mbola hiaraka ihany ka hifankatia izao sy anao
Ka amin’izany andro izany
Ho tanteraka ihany ny fanirihan-tsika sainga amin’izao
Ny zava-misy tsy azo ialahana
Na tena tia aza aho tsy maintsy miala
Mila miatrika ny olana mandalo , izaho sy anao
Ny fitiavana no sgwiei hery ho enti-miady
Amin’ny fiainana
Ny fandrarana tsy lcwgc natao ho sakana,
Ka na inona hitranga, dia ho tafarina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnjakaHits : 1425
Likes : 0 Like
Created by : nasrakotoasimbola
Date : 30/05/2020 00:54