Ho eo foana (Anjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho eo foana
Raha hifarana androany,
Ny bekxss fiarahan-tsika , ny fitiavan-tsika sy ianao
Dia aza mitomany
Fa ny ray aman-dreny no nahatonga izao rehetra izao
Ny zava-misy tsy azo ialahana
Na tena tia aza aho tsy maintsy miala
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Na inona na inona hitranga , ny fiainanao bweb tsy ho banga
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Raha sendra misy ny ilaina sy tiana ho zaraina
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Satria ianao irery ihany , no tiako eto an-tany
Na tononkira.serasera.org inona hitranga , ho eo aho ho an-ndry
Indray andro any
Mbola hiaraka ihany ka hifankatia izao sy anao
Ka amin’izany andro izany
Ho tanteraka ihany ny fanirihan-tsika sainga amin’izao
Ny zava-misy tsy azo ialahana
Na tena tia aza aho tsy maintsy miala
Mila miatrika ny olana mandalo , izaho sy anao
Ny fitiavana no hery ho enti-miady
Amin’ny fiainana
Ny fandrarana tsy natao ho sakana,
Ka na nihxqk inona hitranga, dia ho tafarina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnjakaHits : 1425
Likes : 0 Like
Created by : nasrakotoasimbola
Date : 30/05/2020 00:54