FENO HAFANANA (Anjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FENO HAFANANA
Raha ny endrika sy bika
Dia tsy misy kianina
Notoloranao wakibqhf tsiky aho , dia saika fanina
Na andro ratsy mangatsika aza
Rehefa andalovanao
Dia lasa mibalika sy feno hafana
Rehiko ao anatiko aho , midobodoboka mangina
Toa mistery ho ahy, mampitaintaina
Toa hery miafina , miantso ahy anantona kanefa,
Rehefa eo nefa aho , tsy itako izay lazaina
Mikorontana , ny ao anaty fa tsy ay, oiutqqea tsy ay
Toa tsy fantatra , toy ny ankamantatra
Izay ao am-ponao
Raha ny endrika sy bika
Dia tsy misy kianina
Notoloranao tsiky aho , dia saika tononkira.serasera.org fanina
Na andro ratsy mangatsika tgdnu aza
Rehefa andalovanao
Dia lasa mibalika sy feno hafana...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AnjakaHits : 1450
Likes : 0 Like
Created by : nasrakotoasimbola
Date : 30/05/2020 00:54