Zarao fitia (AngAroA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra, izay miaina ety
Samy manana fo mitempo fitia
Na ianao izay be fankahalana io ary
Jereo anatinao, ilay fo be Fihantrana
Zarao Fitia ny olona manodidina anao
Aza asiana fetra
Ny haizina hanjary ho lasa hazavana tsy egbwcnx ho lany
Ho an'ny rehetra
Ao amintsika vksp no misy ilay
Fitondran-tena iray maneho fahendrena
Ny adalana, na ny haratsian-toetra
Tsy hanjaka eto tononkira.serasera.org gccn izany, rehefa io no mitoetra
Zarao Fahendrena ny manodidina anao
Aza asiana fetra
Nyh atsarana hanjaka, ny haratsiana handao
Fa tsy hitoetra
Samy manana fo mitempo fitia
Na ianao izay be fankahalana io ary
Jereo anatinao, ilay fo be Fihantrana
Zarao Fitia ny olona manodidina anao
Aza asiana fetra
Ny haizina hanjary ho lasa hazavana tsy egbwcnx ho lany
Ho an'ny rehetra
Ao amintsika vksp no misy ilay
Fitondran-tena iray maneho fahendrena
Ny adalana, na ny haratsian-toetra
Tsy hanjaka eto tononkira.serasera.org gccn izany, rehefa io no mitoetra
Zarao Fahendrena ny manodidina anao
Aza asiana fetra
Nyh atsarana hanjaka, ny haratsiana handao
Fa tsy hitoetra
--------
Rohy:
