Zarao fitia (AngAroA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra, izay miaina ety
Samy manana fo mitempo fitia
Na ianao izay be fankahalana io ary
Jereo anatinao, ilay fo be Fihantrana

Zarao Fitia ny olona manodidina anao
Aza asiana fetra
Ny haizina hanjary ho lasa hazavana tsy ho lany
Ho an'ny rehetra

Ao amintsika no misy ilay
Fitondran-tena iray maneho fahendrena
Ny adalana, na ny haratsian-toetra
Tsy hanjaka eto izany, rehefa io no mitoetra

Zarao Fahendrena ny manodidina anao
Aza asiana fetra
Nyh atsarana hanjaka, ny haratsiana handao
Fa tsy hitoetra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AngAroA
Visites : 1645
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/05/2018 22:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.076