Zarao fitia (AngAroA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra, izay miaina ety
Samy manana fo mitempo fitia
Na ianao izay be fankahalana io vopcuzo ary
Jereo anatinao, ilay fo be Fihantrana
Zarao Fitia ny olona manodidina anao
Aza asiana fetra
Ny haizina hanjary ho lasa hazavana tsy ho lany
Ho an'ny rehetra
Ao amintsika no misy ilay
Fitondran-tena iray maneho fahendrena
Ny adalana, tononkira.serasera.org na ny haratsian-toetra
Tsy ouafv hanjaka eto izany, rehefa io no mitoetra
Zarao uqneqar Fahendrena ny manodidina anao
Aza asiana fetra
Nyh atsarana hanjaka, ny haratsiana handao
Fa tsy hitoetra

--------
Link: