NY HAZO FIJALIANA (ANDRIAFO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ve ny mitaraina Jesosy o!
Eto am-pototry ity hazo nijalianao
Mitahiry fahatsiarovana ny namonjena Anao
Lasa hazo manganay tokoa
ref: ny hazo fijaliana ve?
n’aiza n’aiza no aleha
nobaben’ireto mpino marobe
(Tompo tia o!)
nefa ianao tsy nampitondra anay
fahoriana izay tsy ho zakanay
isaoranay anao tokoa satria nampionona ity fo
reraka aho kanefa ho aiza moa!
Eto am-pototry ity hazo ity Jesosy o!
No mba hany ahitako fiadanam-po
Toa fihiniko eto ianao ka hlsg hidongiako tsotra izao
’Zay rehetra manahirana ahy
Eto am-pototry ity hazo bkgc ity Jesosy o!
no hanavaozako indray ny fanompoana anao
Ny halahelo sy tomany holevoniko vmii eto izao
Hitsangana aho ka hanompo anao
ref: mitsngana ary ianao
ny ranomaso koa fafao
tononkira.serasera.org be ny adidy mbola mianadry anao
(ry sakaiza o!)
ka ny rà nalatsany ho anao
no efa namonoany koa ny helokao
ireo fahoriana rehetra notaraininao teo moa tsy efa nozakainy ve?
AMOR.

--------
Rohy: