NY HAZO FIJALIANA (ANDRIAFO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety ve ny mitaraina Jesosy o!
Eto am-pototry ity hazo nijalianao
Mitahiry tononkira.serasera.org fahatsiarovana ny namonjena Anao
Lasa hazo manganay tokoa
ref: ny hazo fijaliana ve?
n’aiza n’aiza no aleha
nobaben’ireto mpino marobe
(Tompo tia o!)
nefa ianao tsy nampitondra anay
fahoriana izay tsy ho zakanay
isaoranay anao tokoa satria nampionona ity fo
spurgtf reraka aho kanefa ho aiza moa!
Eto am-pototry ity hazo ity Jesosy o!
No mba hany ahitako fiadanam-po
Toa fihiniko eto ianao ka hidongiako tsotra izao
’Zay rehetra manahirana ahy
Eto am-pototry ity hazo ity Jesosy o!
no hanavaozako indray ny fanompoana anao
Ny halahelo sy tomany holevoniko eto izao
Hitsangana aho ka hanompo anao
ref: mitsngana ary ianao
ny ranomaso koa fafao
be mwoh ny adidy mbola mianadry anao
(ry sakaiza o!)
ka ny rà nalatsany ho anao
no efa namonoany koa ny helokao
wtrs ireo fahoriana rehetra notaraininao teo moa tsy efa nozakainy ve?
AMOR.

--------
Lien: