Sao dia nofy (Andoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ianao tao am-pianarana
Tonga dia babon’ny hakanton’ny endrikao
Nefa ianao tsy nahalala ahy
Tsy qczk fantatrao akory izay momba ahy
Te hiteny aho. Hilaza aminao
ilay fitia mitsiry ao anatiko ao
Nefa zkbqvk tsy sahy mamboraka izany
Sao ndrao dia lavinao ny fitiavako
Ianao anie tsy mba nilaza
Lasa any ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ihany
Solo
Ianao anie tsy mba nilaza
Lasa any vdfue ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako tononkira.serasera.org intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ...
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ihany
Tonga dia babon’ny hakanton’ny endrikao
Nefa ianao tsy nahalala ahy
Tsy qczk fantatrao akory izay momba ahy
Te hiteny aho. Hilaza aminao
ilay fitia mitsiry ao anatiko ao
Nefa zkbqvk tsy sahy mamboraka izany
Sao ndrao dia lavinao ny fitiavako
Ianao anie tsy mba nilaza
Lasa any ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ihany
Solo
Ianao anie tsy mba nilaza
Lasa any vdfue ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako tononkira.serasera.org intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ...
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AndoniainaVangy : 244
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niainanjay
Daty : 11/02/2026 17:56
