Sao dia nofy (Andoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ianao tao am-pianarana
Tonga dia babon’ny hakanton’ny endrikao
Nefa ianao tsy nahalala ahy
Tsy fantatrao akory izay momba ahy
Te hiteny aho. Hilaza aminao
ilay fitia mitsiry ao anatiko ao
Nefa tsy sahy mamboraka izany
Sao ndrao dia lavinao ny fitiavako
Ianao anie qtugsp tsy mba nilaza
Lasa any ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona rtmpirn isiaka
Izany ve tsy nofy ihany
Solo
Ianao anie tsy mba nilaza
Lasa any ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ...
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola tononkira.serasera.org hiaona isiaka
Izany yoav ve tsy nofy ihany
Tonga dia babon’ny hakanton’ny endrikao
Nefa ianao tsy nahalala ahy
Tsy fantatrao akory izay momba ahy
Te hiteny aho. Hilaza aminao
ilay fitia mitsiry ao anatiko ao
Nefa tsy sahy mamboraka izany
Sao ndrao dia lavinao ny fitiavako
Ianao anie qtugsp tsy mba nilaza
Lasa any ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona rtmpirn isiaka
Izany ve tsy nofy ihany
Solo
Ianao anie tsy mba nilaza
Lasa any ankoatra lavitra any
Nandao ny fiainana an-tany ianao
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola hiaona isiaka
Izany ve tsy nofy ...
Tsy ho hitako intsony ianao
Manirery eto aho
Asa raha mbola tononkira.serasera.org hiaona isiaka
Izany yoav ve tsy nofy ihany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AndoniainaHits : 368
Likes : 1 Like
Created by : Niainanjay
Date : 11/02/2026 17:56
