Ho Paradisa (Andoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa miaharatsy ny fiainana an-tany
Feno fijaliana feno tomany
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana

Andao, izaho sy ianao
Mba hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro sgvav ny rariny ihany
Ho paradisa ny tany
indray andro plaweq any

Maro no iharan’ny cgyqotgh tononkira.serasera.org tsindry hazo lena
Ny herisetra tsy azo ekena
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana

Andao, izaho sy ianao
Mba hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro ny rariny ihany
Ho paradisa ny tany

Indray andro any
Indray andro any
Indray andro any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Andoniaina
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niainanjay
Daty : 04/09/2026 14:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369